Gephyromantis sculpturatus – Sculpted Madagascar Frog ![]()
Sahona tsy fahita afatsy eto Madagasikara i Gephyromantis sculpturatus. Any amin’ny faritra antsinana no ahitana azy. Miaina anaty ala mando izy. Matetika dia ala mikitroka (forêt primaire) saingy indraindray hita any amin’ny ala efa nokitihina koa izy (Forêt secondaire).
Anisan’ny sahona Malagasy mendrika harovana izy noho ireo tsindry mihatra aminy toy ny:
Fanovana ny ala ho tanimboly
Fandorana ny ala sy fanaovana saribao
Firoboroboan’ny kininina (espèce envahissante)Marihina fa ny feony no singa ampiasain’ny mpikaroka hamantarana azy any an’ala any. Ary tafiditra ao anatin’ny fianakavian’ny Mantellidae izy.

Gephyromantis sculpturatus
Fanouh
Une réflexion sur “Morondava”